Entrée manandro (andro)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mijery ny vintan' olona araka ny andro nahaterahany
¶ Milaza ny andro tsara azo anombohan-javatra na ny andro ratsy tsy anaovan-javatra noho ny andro mahery na ny andro fady: Tsy mahazo manandro, hono, raha mbola velon-dray
Mitovy hevitra: manitsaka andro ~ mitety andro [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to practice judicial astrology; to calculate or foretell lucky days. [Richardson 1885]
   to cast a horoscope; to pick out lucky days [Hallanger 1973]
Traduction française   tirer l'horoscope, prédire les jours fastes et néfastes [Hallanger 1974]
Morphologie  
manandro
nanandro
hanandro
manandroa
Citations  

Mis à jour le 2013/03/19