Entrée mananihany (hanihany)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamazivazy tsy am-panajana, manaraby: Loza raha hananihany ny mpandalo ireo ankizy ireo [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mananihany
nananihany
hananihany
mananihania

2010/05/14