Entrée | 1 manankarena |
Mots élémentaires | 2 manana, 3 harena |
Partie du discours | 4 adjectif |
Explications en malgache |
5 Enti-milaza ny olona manana amby ampy, manam-be, na vola na fananana: Vitsy ny manankarena malala-tanana [1.1] |
Explications en anglais |
6 (manan-karèna) rich, opulent, wealthy. [1.2] 7 (manan-karèna) to be rich [1.7] |
Explications en français |
8 (manan-karèna) être riche [1.8] |
Exemples |
9 Tsy misy manankarena tahak'io, izao tany rehetra izao.
[2.366#]
10 Nefa lehilahy lehibe manankarena, hajaina eo an-tanàna! [2.499#] |
Synonymes | 11 komohina, mpanalina, mpanarivo, mpanefohefo, mpanjato, ngetroka, tremalahy |
Analogues | 12 mpanjato, mpanarivo, mpanalina, komohina, tremalahy, mpanefohefo, ngetroka, mpanontany ny ory |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot manankarena |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |