Entrée | 1 manao teli-moka |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 manao, teli-moka |
Explications en malgache |
4 [1.1] mitelina avy hatrany tsy mitsako akory |
Exemples |
5 [1.406] Ary dia nanaikitra an' Ibonia indray izy ka tsy nahakaikitra azy, fa hery nanao telimoka an' Ibonia no natao;
6 [2.895] Nosinimban' ireo nifiny banga izy io ka tsy mahatsako intsony fa manao telimoka ka izany no naharesy an'ady anareo. |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |