|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manapika
Radical  2 pika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mampipitika, mampifantsitsitra, manala: Hainy ny manapika ny vimiainan' ny famantaranandro
5 Manakombona (antsy, elo), mamono (jiromirehitra amin' ny herim-baratra): Manapika antsipika, elo ~ Iza no hanapika ny jiro amintsika roa lahy? [1.1]
Explications en anglais  6 to shut or fold; to turn off [1.7]
Explications en français  7 (peu usité) faire sauter, faire bondir, faire jaillir, faire éclater; déboîter, détacher, détendre; fermer un couteau, un parasol [1.3]
8 plier, fermer (parapluie); déclencher (appareil photo);
9 éteindre la lumière etc [1.8]
Exemples  10  hitany fa haraina eo ihany ny andro raha hotapahina moramora tsirairay toy izany ireo vakivakim-palafa ireo, dia noheveriny fa ho azo atao ny manapika azy moramora rahefa nodidina kelikely tamin' ny antsy. [2.357#]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Autres orthographes  15 mamika

Entrée (2/2)16  manapika
Radical  17 pika
Partie du discours  18  verbe actif
Explications en anglais  19 to remove a calf from its mother [Provincial] [1.2]
Morphologie 
20  Présent :
21  Passé :
22  Futur :
23  Impératif :
Vocabulaire  24  Zoologie: (en général)

Anagrammes  manapika, 25 manipaka, 26 mipanaka, 27 mpanaika, 28 mpianaka

Mis à jour le 2025/11/17