Entrée manaposaka (posaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mampiseho: Tsy nety nanaposaka izay nosoratany izy
¶ Manambara: Tsy nety nanaposaka ny teti-dratsiny izy na dia efa traira aza [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manaposaka
nanaposaka
hanaposaka
manaposaha
Synonymes mamosaka

2013/03/17