Entrée manararo (hararo)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitana, manampontsampona, manao izay hahatratra aoriana: Aza manararo ny zanako amin' ny kilalao ialahy isany sao diso fidirana any am-pianarana izy
¶ Milalao, manadala: Nanararo ny mpandalo tamin' ny hatsikany teo i Rainimbahy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to put an obstacle or difficulty in the way, to discourage, to dishearten. (prov. ?) [Richardson 1885]
Morphologie 
manararo
nanararo
hanararo
manararoa

2010/05/14