Entrée manasaoka (saoka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manampy tapadamba amin' ny akanjo mba hanalalahana azy amin' ny faritra sasantsasany: I neny no nanasaoka ny lobako teo amin' ny sorony fa tery loatra [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manasaoka
nanasaoka
hanasaoka
manasaoha

2010/05/14