Entrée manatraingo (traingo)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache ( mitraingo no fampiasa matetika kokoa) Mikapa amin' ny antsy ny tongo-biby hatreo amin' ny lohalika no ho midina: Manatraingo omby [1.1]
Morphologie 
Présent : manatraingo
Passé : nanatraingo
Futur : hanatraingo
Synonymes mitraingo

Mis à jour le 2023/01/05