Entrée manatsoaka (tsoaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manongotra: Manatsoaka fantsika ny mpandrafitra
¶ Manala, manesotra: Manatsoaka ny akanjony ny mpilalao fa mafana loatra ny andro [Rajemisa 1985]
Définition française arracher, déboîter, extraire, abroger, se dédire de [Abinal 1888]
Définition française déduire, retirer [SLP 1986]
Morphologie 
manatsoaka
nanatsoaka
hanatsoaka
manatsoaha

2012/05/07