|
|
|
|

Entrée1  manavao
Radical  2 vao
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Manolo hafa: Manavao mpiasa, hono, io tranombarotra io
5 Manamboatra ho tonga tahaka ny vaovao: Nahay izay nanavao ity trano itỳ
6 Mamerina indray: Tsy nety nanavao ilay fanekena intsony Rakoto
7 Mampikaviavia (...) satria voalohany: Manavao ahy ny mampianatra [1.1]
Exemples  8  Ankehitriny ny Fiangonana dia manavao ny fiarovany ny fianakaviana. [1.369#]
9  Izaho no manavao tany kely angaha, tamin' ny hatsiaka, ka somary seriserena kely teo ho eo. [2.332#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Anagrammes  14 manaova, 15 manavao, 16 manoava, 17 mavoana

Mis à jour le 2025/09/12