Entrée | manavoka (tavoka) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Manontany an-kafetsena mba hitsapana ny hevitr' olona iray; manao don-tandroka; manatavoka [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Synonymes | manatavoka | ||||||||
Anagrammes | manavoka, manovaka |
Mis à jour le 2023/01/20 |