Entrée manazatra (zatra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manao izay hahatonga olona na biby ho zatra, tamana manao (zavatra): Adidinao ny manazatra ny zanakao handresy ny tahotra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to make accustomed to; to train [Hallanger 1973]
Définition française accoutumer; entraîner [Hallanger 1974]
Morphologie 
manazatra
nanazatra
hanazatra
manazara
Synonymes mankazatra
Mots composés, titres, noms 

2012/05/07