Entrée mandahatra (lahatra)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mametraka zavatra mahitsy tomandavana: Sahirana ery Ilita kely nandahatra ny bokin-drainy teo ambony latabatra
¶ Mandamina: Raha efa izany, dia nandahatra ny raharaha hataony ny ampitso izy
¶ Manao kabary; miresaka manao fihetseham-be amin' ny tanana: Mahay mandahatra ilay mpitandrina nitory teny anikeheo ~ Nandahatra teo ny anao nefa tsy nisy nihaino akory [Rajemisa 1985]
   mamorona lahatsoratra [SLP: Voambolana]
Traduction anglaise   to arrange; to set type; to make a speech [Hallanger 1973]
Traduction française   bien arranger; composer (imprimerie); donner un discours [Hallanger 1974]
Traduction française   ranger, ordonner; rédiger
¶ mandahatra mijotso: ranger par ordre décroissant. [Vocabulaire: Mathématiques] [SLP: Voambolana]
Morphologie  
mandahatra
nandahatra
handahatra
mandahara

Mis à jour le 2013/10/13