Entrée mandalambitsika
Partie du discours adjectif
Définition malgache Enti-milaza lamba na akanjo efa tonta ka manambana ho rovitra, efa makarakara ho triatra: Nampalahelo ny nijery ilay mpangataka: satroka efa loaka ny tampony, pataloa efa mandalambitsika: izany no hita teny aminy [Rajemisa 1985]

2009/02/23