Entrée mandentika (lentika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manatsatoka mandevina: Mandentika tsato-kazo amin' ny tany
¶ Manasitrika, manitrika: Mandentika hazo lava ao anaty rano
¶ Mandrendrika: Nandentika ny sambo ny onja sy ny rivotra
¶ Mandroboka, mampihitsoka: Ny namandratsy no nandentika azy tamin' ny fahazaran-dratsy
¶ Mampiditra amin' ny lalina, amin' ny kizo, mampifatratra: Vao mainka nandentika ny voampanga ilay vavolombelona nantenainy hanavotra azy [Rajemisa 1985]
Définition française enfoncer [SLP 1986]
Morphologie 
mandentika
nandentika
handentika
mandenteha

2012/05/08