Entrée mandevilevy (levilevy (levy))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mangotraka: Efa mandevilevy ny rano ka arotsahy amin' izao ny vary
¶ Miontanontana izaitsizy (na alahelo na hatezerana): Nandevilevy ny foko tamin' ny fatin' ny zokiko
¶ Mananatra na maniny olona amin' ny hadisoana nataony na ny tsy fanaovany adidy tokony honataony: Nandevilevy azy daholo ny manodidina tamin' ny nanafenany an' ilay mpangalatra
¶ Mandrahona manao teny mahery noho ny hatezerana: Nandevilevy azy mafy rainy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to threaten, to scold [Hallanger 1973]
Traduction française gronder, gourmander [Hallanger 1974]
Morphologie 
mandevilevy
nandevilevy
handevilevy
mandevileve

Mis à jour le 2020/07/31