|
|
|
|

Entrée1  mandisa
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  disa
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.78] [Bara, Sihanaka] mitoto
9  [1.78] [Sakalava, Taisaka, Tanosy] mitoto vary, ets
10  [1.1] mihosy, manosy
mitoto vary
Explications en anglais  11  [1.2] [Provincial] to pound in a mortar
Exemples  12  [2.245#] Farany, mandisa: izany hoe, mitoto vary tsy tapaka isan' andro (mahalankalana manko ny mitoto vary teo: indray mandeha isan-kerinandro.
Synonymes  13  mandisañy

Anagrammes  14  andisam, asindam, dinasam, isandam, mandasy, mandisa, misanda

Mis à jour le 2025/07/29