Entrée mandokoroka (dokoroka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manjoretra, manjonitra, manjokaiky mba hangorahan' ny olona ny tena: Mandokoroka ao alatrano ao ny zanakao [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mandokoroka
nandokoroka
handokoroka
mandokoroha

2013/03/25