Entrée mandonda (donda)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mavesatra (noho ny lanjan' ny vatan-tenany fa tsy noho ny habeny na ny habetsahany): Mandonda ny platinina
Mitovy hevitra: mafonja [Rajemisa 1985]
Traduction française corsé, épais, pesant [Abinal 1888]

Mis à jour le 2021/01/12