Entrée mandondom-baravarana (dondòna, varavarana)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza ny olona mandona varavarana alohan' ny hiditra ao an-trano no sady manao haody
¶ mangataka zazavavy ho vady any amin' ny ray aman-dreniny [Rajemisa 1985]
Citations 

Mis à jour le 2012/05/10