| Entrée | 1 mandraoka |
| Radical | 2 raoka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Maka eran' ny tanana, manangona amin' ny tanana, lapely: Mandraoka fasika
5 hevitra an' ohatra: Mandraoka vola, hono, izy amin' ny varotra omby any andrefana any 6 Mipaoka, mifaoka zavatr' olona 7 Mamabo, manosy (fananan' olona) [1.1] |
| Explications en anglais |
8 to gather, to collect.
[1.2] 9 to gather together in a mass; to seize [1.7] |
| Explications en français |
10 ramasser en une masse; saisir
[1.8] |
| Exemples |
11 Manafintohina ny mahita azy mandraoka tombontsoa mihoa-pampana ho an' ny tenany nefa ny vahoaka lanahin' ny fahantrana.
[4.27#]
|
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 16 sakafo mandroa-bahiny |
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 18 mandaroka, mandraoka, 19 mandroaka |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|