Entrée mandrebaka (rebaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mahatonga ho noana, mahavalaka, mahasasatra, mahavizana [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mandrebaka
nandrebaka
handrebaka
mandrebaha

Entrée mandrebaka
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Tanala] manimba, manambaka, mandreraka: Nahoa laha tsy ajarena io traño rebaka io (nahona raha tsy arenina io trano simba io) [Rakotosaona 1975]

Mis à jour le 2020/07/31