Entrée mandrezatra (rezatra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamoaka fofon-kanina avy ao am-bava, izay avy amin' ny sakafo nohanina tsy levona: Tampenana ny vova rehefa mandrezatra
¶ Mamantsika amin' ny fantsika lehibe [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mandrezatra
nandrezatra
handrezatra
mandrezata
Citations 

2010/05/14