Entrée mandripaka (ripaka)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manjera sy mamely betsaka: Nandripaka tanimbary betsaka ny havandra tatý
¶ Mandringana, mamono tsy mamela iray velona: Ny pesta no nandripaka ny mponina teto
¶ Mandevona, mandany tanteraka: Afo no nandripaka ny bozaka tamin' itý tanety itý [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to destroy en masse [Hallanger 1973]
Traduction française   abattre, détruire ou tuer en grand nombre [Hallanger 1974]
Morphologie  
mandripaka
nandripaka
handripaka
mandripaha

Mis à jour le 2013/03/27