Entrée mandrokidroky (drokidroky)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manambitamby mba hahazoana tombontsoa; manao izay hahafaly mba hanambakana: Nandrokidroky an-drainy marary izy mba hahazoana betsaka amin' ny zara lova
Mitovy hevitra: mamoky ~ manangoly ~ manojikojy ~ manolikoly [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mandrokidroky
nandrokidroky
handrokidroky
mandrokidrokia

2013/03/31