Entrée manebaka (tebaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manakiana, maneso, manaratsy, milaza ankitsirano fa tsy mety ny natao, miteny mivantana ny faharatsiana na ny tsy fahombiazana: Manebaka ny olona rehetra io Rangahy io
Manao tsinontsinona, manatsizarizary, manazimba, mamotsifotsy: Aza manebaka ny ana-dray aman-dreny [1.1]
Morphologie 
Présent : manebaka
Passé : nanebaka
Futur : hanebaka
Impératif : manebaha
Proverbes 

Mis à jour le 2023/10/20