Entrée manebiheby (hebiheby (heby))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manetsiketsika, manofa, manopakopaka mba hampijanona: Nanebiheby ny fiarakodianay tamin' ny tanany izy
¶ Mampikorontana, manelingelina: Manebiheby ny saiko ny fanahiana ny fanadinana [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manebiheby
nanebiheby
hanebiheby
manebihebea

2013/03/31