Entrée manehoeho (ehoeho)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Maneno mafy ka re lavitra; mirehondrehona: Nanehoeho teny an-dohasaha ny feon' ny anjely ny alin' ny nahaterahan' ny Mpamonjy
¶ Mahoraka sy re laza amin' ny harena sy ny voninahitra na ny fahaizana: Manehoeho eran-tany ny lazan' io mpitondra fanjakana io [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to resound [Hallanger 1973]
Définition française résonner [Hallanger 1974]
Morphologie 
manehoeho
nanehoeho
hanehoeho
Citations 

2012/05/30