Entrée manely (ely)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manaparitaka amin' ny toerana iray: Antsoy i Koto hanely ny vary amin' ny tsihy
¶ Manao izay hahalalan' ny olona, manaparitaka: Manely tsaho
Mitovy hevitra: mampiely. [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manely
nanely
hanely
maneleza
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2013/03/31