Entrée manemotra (hemotra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manalavitra ny andro: Misaotra azy ihany fa nanemotra ny fandoavako vola izy
¶ Manafohy: Iza indray no nanemotra ity akanjonao, Ramasaka?
¶ Mitana tsy hivoaka: Manemo-dronono, hono, ny ombivavin-dry zareo ato avaratra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to delay the time; to reduce [Hallanger 1973]
Définition française renvoyer à plus tard; ajourner; réduire [Hallanger 1974]
Morphologie 
manemotra
nanemotra
hanemotra
manemora

2012/05/30