Entrée manendaka (endaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manala ny hoditra, na ny sarona, na ny fono, izay rehetra mipetaka na miréikitra: Tsy menatra akory izy nanenda-damba an' io zaza kamboty io mba hanafiany ny zanany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to flay, to peel off [Hallanger 1973]
Définition française écorcher, dépouiller [Hallanger 1974]
Morphologie 
manendaka
nanendaka
hanendaka
manendaha

2012/05/29