Entrée manerinerina (erinerina)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Miharihary eo amin' ny toerana avo sy mazava tsara: Manerinerina eo an-tampon' Antananarivo i Manjakamiadana [Rajemisa 1985]
Citations 

2013/03/31