Entrée manetsika (hetsika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manova toerana: Aza manetsiketsi-tongotra
¶ Mampanonja; mampihevingevina, mampitopatopa: Manetsika ny ranomasina ny rivotra
¶ Mamoha, mampipoaka indray: Tsy tokony hanetsika iny raharaha iny intsony ianao
¶ Mampientana: Nanetsika ny foko loatra ilay hira tao
¶ Mahatonga, miteraka: Manetsika ny alahelony ny fahitana ny fasana ilevenan' ny zanany
¶ Mamadika, mamono lamba: Hanetsika an-dry Ramianoka sy Ratsizehena izahay, taona any [Rajemisa 1985]
Traduction française remuer, agiter, remettre sur le tapis [Abinal 1888]
Morphologie 
manetsika
nanetsika
hanetsika
manetseha
Exemples Hafa ny mozika mahafinaritra sy manetsika azy ankehitriny. [Rajemisa: Fomba]

Mis à jour le 2020/07/31