|
|
|
|

Entrée1  mangadihady
Radical  2 hadihady
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Enti-milaza toerana foana tsy misy na inona na inona fa osa daholo izay zavatra tao, toy ny tany tsy misy ahitra na voly izany, na toy ny loha nokakasana: Nataony nangadihady ny lohany ka saika tsy fantatro izy [1.1]
Explications en anglais  5 bare, barren (country); bald, as the head. [1.2]
Explications en français  6 nettoyé, complètement vide, nu, découvert, pelé:
7 Mangadihady ny trano (La maison est complètement vide) ~
8 Mangadihady ny lohany (Sa tête est pelée, chauve, rasée) ~
9 Tany mangadihady (Pays nu, découvert) ~
10 Tondiombohitra mangadihady (Montagne pelée)
[1.3#202]
Exemples  11  Tanety sola sy mangadihady sisa no navelany dia nifindra lasy indray izy. [2.445#]
12  dia ilay tanàna kely mangadihady mitorevaka eo afovoan' ny torapasika mahamay. [2.499#]
13  Maro ireo tehezan-tendrombohitra no mangadihady, tsy ahitana hazo maniry intsony. [2.117#]
Tous les mots composés  14 mangadihady toy ny vilany nahandroam-patsa

Mis à jour le 2025/11/13