Entrée mangaika (gaika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamehy, mamihina: Mangaika ny tenda ny fehitendako
¶ Mangia tsy mamela hiala: Felatanamangaiha ny rantsana
¶ Manery: Nahay nangaika anay hiasa ny mpampianatra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to tie, to bind together, to grasp
¶ fig. to press, to constrain, to force, to urge. Comp. haika [Richardson 1885]
Morphologie 
mangaika
nangaika
hangaika
mangeha
Autres orthographes 

Entrée mangaika (haika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Tanala] miantso: Mangaika andriaña ka ñ'lavitra ñ'mandre (miantso an-driana ka ny lavitra no maheno) [Rakotosaona 1972]
 Miantso mba ho tonga, mamory [Rajemisa 1985]
Définition anglaise same as mihaika. (Prov.) [Richardson 1885]
Morphologie 
mangaika
nangaika
hangaika

2013/04/02