|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mangaka
Radical  2  haka
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Mazavazava ratsy: Mangaka ny lanitra amin' ny dimy maraina
Maina (fiteny amin' ny tanda izay tsaroana toa maimaina any anatiny any): Mangaka izany ny tendako azon' ilay vovoka nandalorana [1.1]
Explications en anglais  5  light, brilliant, luminous, dimly conspicuous. [1.2]
Tous les mots composés 

Entrée (2/2)7  manka
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9  misy faritra mitriatra kely nefa tsy vaky tanteraka [1.13]
Explications en français  10  fêlure, fêlé [1.13]

Anagrammes  11 makanga, 12 mangaka, mangàka

Mis à jour le 2025/09/20