Entrée mangalihaly
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Mainty mamiratra toy ny voangaly [2.285]
Exemples 
1Ty vetson' ny tany miantso hifamaly Henoy re, ry rahona, mangalihaly. [2.285]
2Volana baliaka no nitsena ahy avy hatrany tery amin' ny lanitra mangalihaly tsy misy rahona. [2.643]

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31