|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mangebaka
Radical  2 hebaka
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 foana ao anatiny, ka mipempo na mifetaka toy ny kibo noana na ny baolina fingotra tsy misy rivotra manabontsina azy [1.10]
5 Noana, reraka, foana ny ao anaty: Mangebaka izany ny kibo ka aoka aloha hisakafo [1.1]
Explications en anglais  6 ravenously hungry; used also of a bag that had been crammed full but is now partially empty. [1.2]
Explications en français  7 vide, avoir faim [1.3]

Entrée (2/2)8  mangebaka
Partie du discours  9  adjectif
Explications en malgache  10 loaka, lempona [Bezanozano] [1.78]

Mis à jour le 2025/11/17