Entrée mangeboka (geboka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitana ho antena, mihinana: Tsy mba matoky azy intsony aho fa efa nangeboka ny volako izy
¶ Mandany [Rajemisa 1985]
Définition française Gober, retenir, prendre pour soi [Abinal 1888]
Morphologie 
mangeboka
nangeboka
hangeboka
mangeboha

2013/10/13