| Entrée | 1 mangetriketrika | 
| Radical | 2hetriketrika | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 
4 malaza, manetriketrika [Bezanozano]
 [1.78] 5 Mamoaka feo mizozozozo toy ny an' ny vary madiva ho masaka: Efa mangetriketrika ny vary ka tsy ela dia ho masaka Midanika izaitsizy: Mangetriketrika izany ny hafanana Mandeha laza, manehoeho, maketrika: Mangetriketrika ny lazan' io mpitari-tafiha io [1.1]  | 
| Synonymes | 6manetriketrika, mangetrika | 
| Mis à jour le 2025/10/31 | 
 |