Entrée mangezaheza (hezaheza)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mitoetra mitokana eny ankalamanjana, miharihary eny amin' ny malalaka: Mangezaheza mandavan-taona eny an-tampon-tanety ny vatolahy [Rajemisa 1985]

2009/02/23