Entrée mangiaka (hiaka)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Miseho mamiratra eny lavitra (fotsy na mena): Hitanao irỳ riana mangia-potsy irỳ? / Mangiaka mena ny faravodilanitra alohan' ny fiposahan' ny masoandro [Rajemisa 1985]

2009/02/23