Entrée mangilohilo (hilohilo)
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Bezanozano] mamirapiratra [Rakotosaona 1972]
   Malamalama sady mangirana mililotra mamiratra (fiteny indrindra amin' ny zavatra mainty na manopy mainty): Mangilohilo izany volonao izany [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2013/04/02