Entrée mangintsina (hintsina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache marenina sy donto azon' ny feo mafy mikiririoka na mitabataba izaitsizy: Mangintsina ny sofiko amin' ny tabataba-masinina ato avaratra
¶ mamolivoly: Mangintsina ny tongotro azon' ny hatsiaha mamirifiry
¶ manaintaina: Mangintsina, hono, ny tanany fa voatsindron' ny fanjaitra
¶ leo, madilo: Inona no tena marinamomba an' io raharaha lo fa efa mangintsina ny sofina amin' ny tsaho mandeha? [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to ring (of the ears) [Hallanger 1973]
Traduction française tinter (se dit des oreilles) [Hallanger 1974]
Morphologie 
mangintsina
nangintsina
hangintsina

Mis à jour le 2020/07/31