Entrée manginy fotsiny (mangy, fotsiny)
Partie du discours locution
Définition malgache ambany fotsiny: Mafy no nahazo ahy fa mora loatra no nahalasanan' ny olona ny akoho namidiko; ny havizanako nitondra azy tany an-tsena amin' izany manginy fotsiny [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31