| Entrée | 1 mangirifiry |
| Radical | 2 hirifiry |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Manaintaina; mahatonga fanaintainana: Mangirifiry ahy mafy io may io
5 Voatsaingoka, voatsindrontsindrona: Mangirifiry ny masoko voan' ilay gaza tao [1.1] |
| Explications en anglais |
6 painful
[1.2] |
| Tous les mots composés | 7 miaritra ny mafy mahatsiaro mangirifiry |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|