|
|
|
|

Entrée1  mangirika
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  hirika
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Mandoaka: Nisy jiolahy nangirika ny rindrinay halina
Mitady hahalala, mangaroka: Nangirika mafy ny resatsika Rasoa fa tsy nilaza na inona na inona aho
Maniry mafy ny hahazo, mangataka: Nangirika mafy itỳ trano itỳ tokoa, Rakoto, fa tsy namidiko

Mis à jour le 2025/07/29