Entrée mangitrakitrake
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Betsileo] Mangitakitaka, mangovitra: Mangitrakitraka tokoa any lehe ka traka ao añaty rano manara ao (Mangovitra mihitsy any raha latsaka ao anaty rano mangatsiaka ao) [1.78]

Mis à jour le 2020/07/31