Entrée manidy (hidy)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manao izay tsy hahafahan' ny varavarana, vavahady, hidin-drano..., mivoha: Nanidy varavarana tamin' ny karetsaka tzy dia lasa natory
¶ Misakana na mandrara tsy hahazoana mandeha: Misy didy manidy ny lalana miankandrefana fa misy are. tf-mifindra, hono, any [Rajemisa 1985]
Morphologie  
manidy
nanidy
hanidy
manidia

Entrée mañidy
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Taisaka] mampiseho ny andrianify [Rakotosaona 1972]

2010/05/05